Fanamarihana Ambany Pejy
a Vao nanomboka ny fanenjehana nivaivay sy famonoana an’ireo Vavolombelona tany Malawi tamin’ireo taona 1960. Efa ho 30 taona teo ho eo ny fotoana tsy maintsy niaretan’izy ireo izany. Raha te hahita ny tantara manontolo momba izany ianao, dia jereo ny Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1999, pejy 171-213.