Fanamarihana Ambany Pejy
b Nankany amin’ny tempoly niaraka tamin’ny Kristianina efa-dahy i Paoly indray mandeha, mba hanadio ny tenany araka ny fomba fanao. Nanaraka ny torohevitr’ireo anti-panahy tao Jerosalema izy, na dia tsy nanan-kery intsony aza ny Lalàna. (Asan’ny Apostoly 21:23-25) Mety ho tsy nanaiky hankany amin’ny tempoly anefa ny Kristianina hafa, na tsy nety nanaraka izany fomba fanao izany. Samy hafa ny feon’ny fieritreretan’ny olona tamin’izany andro izany, ary toy izany koa ankehitriny.