Fanamarihana Ambany Pejy
c Misy fitsipika “maro be amin’ny an-tsipiriany” momba ny “fikarakaran’ny Jiosy” hena, ao amin’ny Rakipahalalana Judaica (anglisy). Lazainy ao hoe firy minitra no tsy maintsy hajanona ao anaty rano ilay hena, ahoana no atao mba hampitsika azy eo ambony akalana, ny karazan-tsira tokony hahosotra aminy, ary impiry ilay izy no tokony hosasana amin’ny rano mangatsiaka.