Fanamarihana Ambany Pejy
a Nasaina niasa tamin’ny fikosoham-bary ireo fahavalo voasambotra, toa an’i Samsona sy ireo Israelita hafa, tamin’ny andron’ny Baiboly. (Mpitsara 16:21; Fitomaniana 5:13) Nitoto voa ho an’ny ankohonany ny renim-pianakaviana.—Joba 31:10.