Fanamarihana Ambany Pejy
a Niankina tamin’ilay olona nanao voady ny halavan’ny fotoana naha Nazirita azy. Telopolo andro izany, fara fahakeliny, araka ny fomba jiosy. Raha latsaka noho izany ilay fotoana, dia tsy noheverina ho zava-dehibe loatra ilay voady.