Fanamarihana Ambany Pejy
a Toy izao no amaritan’ny diksionera ara-baiboly iray ny teny hoe “fahagagana”: “Zavatra tsy vitan’ny herin’ny olombelona sy ny herin’ny natiora, ka lazaina fa avy amin’ny hery ambony noho ny an’ny olombelona.” Io no hevitry ny hoe fahagagana ato amin’ity lahatsoratra ity.