Fanamarihana Ambany Pejy
a Hoy ny Rakipahalalana Jiosy (anglisy) tamin’ny 1910, momba ny fanahy: “Tombantombana filozofika na teolojika ny finoana fa mbola velona ny fanahy rehefa maty ny vatana. Tsy finoana tsotra fotsiny izy io, sady tsy ampianarina ao amin’ny Soratra Masina.”