Fanamarihana Ambany Pejy
b Toy izany koa no nataon’i Paoly, rehefa nanazava ny fifandraisana misy eo amin’Andriamanitra sy ireo ‘zanany’ voahosotry ny fanahy. Mponina tany Roma no nanoratany, ka zavatra nahazatra azy ireo no nataony ohatra. (Romanina 8:14-17) Hoy ny boky Md. Paoly Tany Roma (anglisy): “Fanaon’ny Romanina ny nanangan-jaza, ary nihevitra izy ireo fa anisan’ny fianakaviana ireny zaza ireny.”