Fanamarihana Ambany Pejy
c Any amin’ny fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah rehetra ankehitriny, dia misy an’ilay fandaharana hoe Manampy ny Hafa Ireo Mpisava Lalana. Mizara ny zavatra hainy sy ny fampiofanana azony ireo mpitory manontolo andro ireo, mba hanampiana ny mpitory mbola tsy za-draharaha loatra.