FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Nanazava io fanao fahiny io Ny Baiboly Masina Misy Fanazavana sy Fitsikerana (anglisy), navoakan’i F. Cook. Izao no voalaza ao: ‘Rehefa nanao sikidy tamin’ny kaopy ny olona, dia nasiany rano ilay kaopy ary nalatsany tao ny volamena na volafotsy na firavaka, ka nodinihiny ny bikan’ireo zavatra ireo. Mety ho nojereny toy ny mijery fitaratra fotsiny koa ilay rano.’ Hoy koa i Christopher Wordsworth, mpivaofy teny ara-baiboly: “Nofenoina rano ilay kaopy indraindray, ary ny sary nateraky [ny taratry] ny masoandro teo amin’ilay rano no namantarana” ny hoavy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara