Fanamarihana Ambany Pejy
a Jereo ny toko faha-4 amin’ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah. Resahina ao fa manamarina ny tantara ao amin’ny Baiboly ny zavatra hitan’ny mpanao fikarohana ambanin’ny tany.