Fanamarihana Ambany Pejy
a Nizara roa ny faritra atsinanan’ilay nosy tamin’izany fotoana izany, dia i Papouasie any atsimo, ary Nouvelle-Guinée, any avaratra. I Papouasie-Nouvelle-Guinée no iantsoana ny faritra atsinanana ankehitriny, ary anisan’i Indonezia kosa ny faritra andrefana.