Fanamarihana Ambany Pejy
a Manazava ny hevitry ny hoe pa·rou·siʹa ny fomba ampifanoherana ny hoe “eo” (manatrika) ny apostoly Paoly sy ny hoe “tsy eo” izy, ao amin’ny 2 Korintianina 10:10, 11 sy ny Filipianina 2:12. Raha mila tsipiriany momba ny hoe pa·rou·siʹa ianao, dia jereo Ny Baiboly Masina, Fanazavana Fanampiny 4 sy Ny Fomba Fanjohian-kevitra avy Amin’ny Soratra Masina, pejy 276-279.