FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Toa mifanitsy amin’ny fotoana ahatanterahan’ilay fahitana voalohany ao amin’ny bokin’ny Apokalypsy ny fotoana ahaveloman’ilay “taranaka.” (Apok. 1:10–3:22) Nanomboka tamin’ny 1914 ny lafiny mampiavaka ny andron’ny Tompo voalaza ao, ary mifarana rehefa maty sy atsangana ho any an-danitra ny farany amin’ny voahosotra mahatoky.—Jereo ny Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!, pejy 24, fehintsoratra 4.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara