Fanamarihana Ambany Pejy
a Niteny grika ny Jiosy maro tao Jerosalema. Tao, ohatra, no nisy an’ireo lehilahy “avy tamin’ilay antsoina hoe Synagogan’ireo Nomena Fahafahana ... ary koa avy tamin’ny Kyrenianina sy ny Aleksandrianina, ary lehilahy avy any Kilikia sy Azia.” Azo inoana fa niteny grika izy ireo.—Asan’ny Apostoly 6:1, 9.