Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy sary hoso-doko mampiseho an’ireo olona ao amin’ny Baiboly any amin’ny Efitrano Fanjakana sasany. Haingon-trano fotsiny anefa ireny fa tsy natao hankamasinina. Tsy mivavaka sady tsy miankohoka amin’ireny sary ireny ny Vavolombelon’i Jehovah.