Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy nahita an’i Jehovah mivantana i Mosesy, satria tsy misy olona afaka mahita an’Andriamanitra ka mbola ho velona ihany. (Eksodosy 33:20) Nampahitany ny voninahiny i Mosesy, ary niresahany tamin’ny alalan’ny anjely.