Fanamarihana Ambany Pejy
a Mankatò ny didin’i Jesosy ao amin’ny Matio 28:19, 20 ireo Vavolombelon’i Jehovah fito tapitrisa mahery any amin’ny tany 236. Mandany 1 500 tapitrisa ora eo ho eo isan-taona izy ireo, mba hampianarana ny olona momba ny fikasan’Andriamanitra ho an’ny tany.