Fanamarihana Ambany Pejy
a Avy amin’ny teny grika ireo teny ireo. Azo adika hoe “fahalalana miafina” ny hoe “Gnostika”, ary “tsara afina” kosa ny hoe “Apokrifa.” Ireo no iantsoana an’izay asa soratra sandoka nalaina tahaka avy amin’ny Filazantsara, Asan’ny Apostoly, taratasy, ary boky hafa ao amin’ny Soratra Grika Kristianina (ilay antsoin’ny olona hoe Testamenta Vaovao).