Fanamarihana Ambany Pejy
b Vitsy amin’ireo Apokrifa koa no mbola misy. Sombiny telo amin’ny Filazantsaran’i Maria Magdalena, ohatra, no sisa tavela. Lavalava kokoa ny iray amin’izy ireo, saingy efa tsy hita ny antsasany. Maro koa ny zavatra tsy mampitovy an’ireo sora-tanana ireo.