Fanamarihana Ambany Pejy
b Manazava bebe kokoa momba ny hoe ahoana no ahalalana fa akaiky ny Fanjakan’Andriamanitra, ny toko 9 hoe “ ‘Andro Farany’ ve Izao Iainantsika Izao?”, ao amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.