Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy anefa mpikaroka tsy tena mino hoe mpivavaka amin’ilay Andriamanitra ao amin’ny Baiboly tokoa ny Shasu. Lazainy fa tsy hita afa-tsy eo amin’ilay andry ny anaran-tanin’ny Shasu. Angamba, hono, sendra nitovitovy tamin’ny anaran’ny Andriamanitry ny Israely fotsiny izy io, na dia toa sarotra inoana aza izany.