Fanamarihana Ambany Pejy
a Misy mampiasa ny tenin’i Jesosy ao amin’ny Jaona 20:22, 23, mba hanamarinana fa misy olombelona afaka mampikonfesy na manafoana ny fahotan’ny hafa. Manazava tsara an’izany Ny Tilikambo Fiambenana 15 Aprily 1996, pejy 28-29.