Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny Nazirita dia olona manao voady, toy ny hoe hifady zavatra mahamamo sy tsy hanapa-bolo. Maro no Nazirita nandritra ny fotoana fohy. Nisy kosa Nazirita mandra-pahafatiny, toa an’i Samsona, Samoela, ary Jaona Mpanao Batisa.