FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Tranolay mahitsizoro lehibe izy io, ary rafitra hazo no nanenjana azy. Akora tena tsara no nanaovana azy, toy ny hoditra faoky, lamba misy peta-kofehy tsara tarehy, ary hazo lafo vidy nisy takelaka volamena sy volafotsy. Mahitsizoro koa ny tokotaniny, ary nisy alitara lehibe fanaovana sorona. Tatỳ aoriana, dia nasiana efitrano hafa ho an’ny mpisorona teny amin’ny sisin’ny tranolay. Natory tao amin’ny iray tamin’izy ireny angamba i Samoela.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara