FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

c Lafiny roa no nisehoan’izany. Voalohany, efa voalazan’ny Lalàna hoe ny inona amin’ilay biby hatao sorona no azon’ny mpisorona hohanina. (Deoteronomia 18:3) Ireo mpisorona ratsy fanahy kosa naka an’izay tiany. Naniraka mpanompo izy ireo mba hanindrona hena tamin’ny fitrebika, raha mbola nampangotrahina ilay izy, ka izay voarainy tao dia nalainy! Faharoa, rehefa nitondra fanatitra hodorana teo amin’ny alitara ny olona, dia nasain’ireo mpisorona ratsy fanahy naka hena manta an-keriny ny mpanompony. Mbola tsy nodorana ho an’i Jehovah anefa ny tavin-kena.—Levitikosy 3:3-5; 1 Samoela 2:13-17.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara