Fanamarihana Ambany Pejy
b Milaza ny manam-pahaizana sasany fa teny entina hanasana olona hanao zavatra ilay teny hebreo nadika hoe “avelao”, ao amin’ny Eksodosy 32:10. Nampiasa an’io teny io angamba i Jehovah, satria tiany ‘hijoro eo amin’izay misy banga’ i Mosesy, izany hoe hanelanelana azy sy ilay firenena. (Sal. 106:23; Ezek. 22:30) Na izany na tsy izany, dia hita hoe tsy nisalasala nilaza ny heviny i Mosesy.