Fanamarihana Ambany Pejy
a Mamoaka boky fianarana sy fitaovana fanaovana fikarohana maro ny Vavolombelon’i Jehovah. Hanampy anao amin’ny famakiana sy fianarana ny Baiboly izy ireny. Anontanio ny Vavolombelon’i Jehovah raha te hahazo amin’izany ianao.