Fanamarihana Ambany Pejy
a Milaza ny Baiboly fa boribory na bola ny tany, araka ny mety handikana ny teny hebreo. Nilaza i Aristote sy ny manam-pahaizana grika hafa fahiny fa boribory ny tany. Mbola nampiady hevitra anefa izany, an’arivony taona tatỳ aoriana.