Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsy milaza akory ny Baiboly hoe nanambady Andriamanitra ary niteraka an’i Jesosy. Namorona anjely kosa izy ary io no nirahiny tetỳ an-tany mba haterak’i Maria virjiny. Koa satria àry Andriamanitra no namorona an’i Jesosy, dia ara-dalàna raha antsoina hoe Rainy izy.