FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Misy lahatsoratra hoe “Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Sahy Niaro ny Vahoakan’Andriamanitra Izy”, ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 1 Oktobra 2011. Tantaraina ao fa kamboty i Estera ka natsangan’i Mordekay, zanaky ny rahalahin-drainy, izay efa zokiny lavitra be. Voafidy ho vadin’i Ahasoerosy, mpanjakan’i Persa, i Estera tatỳ aoriana. Nanao teti-dratsy avy eo i Hamana, mpanolo-tsain’ny mpanjaka, mba handripahana ny firenen’i Mordekay, dia ny Jiosy. Nandresy lahatra an’i Estera àry i Mordekay mba hankany amin’ny mpanjaka hiarovana ny fireneny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara