FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Nomen’ny mpanjaka andro iray fanampiny ny Jiosy mba handreseny ny fahavalony. (Estera 9:12-14) Manao fety isan-taona, isaky ny volana Adara, ny Jiosy hatramin’izao, mba hankalazana an’io fandresena io. Manomboka amin’ny faramparan’ny Febroary ka hatramin’ny voalohandohan’ny Martsa io volana jiosy io. Antsoina hoe Porima io fety fanaon-dry zareo io, ary ilay Antsapaka na Pora nataon’i Hamana tamin’izy te handripaka ny Israelita no niavian’io anarana io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara