Fanamarihana Ambany Pejy
a Asongadin’ny Soratra Masina fa toy ny ray i Jehovah. In-65 teo ho eo, ohatra, i Jesosy no nampiasa an’ilay teny hoe “Ray” ao amin’ny Filazantsaran’i Matio sy Marka ary Lioka, ary in-100 mahery ao amin’ny Filazantsaran’i Jaona. In-40 mahery koa i Paoly no niantso an’Andriamanitra hoe “Ray”, ao amin’ireo taratasiny. Raintsika i Jehovah satria izy no nanome aina antsika.