Fanamarihana Ambany Pejy
a Tsara raha dinihin’ny ray aman-dreny miaraka amin’ny zanany ilay hoe: “Inona no Hatao Raha Taomin’ny Ankizy Haditra?”, ao amin’ny boky Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2, pejy 132-133. Azo dinihina mandritra ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana izy io.