FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Nilaza i Naomy fa tsara fanahy amin’ny maty koa i Jehovah fa tsy amin’ny velona ihany. Maty vady i Naomy ary efa maty ny zanany roa lahy. Efa maty vady koa i Rota. Azo antoka fa tena tian’izy mianaka ireo havany nodimandry ireo. Azo antoka koa fa raha teo ireo havany ireo, dia tena tiany raha voakarakara tsara izy mianaka. Izay tsara fanahy tamin’i Naomy sy Rota àry dia toy ny hoe tsara fanahy tamin’ireo havany efa maty.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara