Fanamarihana Ambany Pejy
d Niasa enina andro ny Israelita fahiny ary niala sasatra tamin’ny andro fahafito na Sabata. Nisy ifandraisany tamin’izany angamba ny antony nanomezan’i Boaza vary inenin’ny famarana an’i Rota. Mety hoe efa kely sisa i Rota dia hiala sasatra ka hahazo tokantrano hiadanana. Mety hidika koa anefa izany hoe vary inenin’ny famarana ihany no zakan’i Rota. Lapelina angamba no famarana nampiasain’i Boaza.