Fanamarihana Ambany Pejy
b Ato amin’ireto andininy ireto no misy an’izany fitantarana izany: 1 Mpanjaka 17:17-24; 2 Mpanjaka 4:32-37; 13:20, 21; Lioka 7:11-17; 8:40-56; Jaona 11:38-44; Asan’ny Apostoly 9:36-42; 20:7-12. Rehefa mamaky azy ireo ianao, dia ho hitanao fa teo imason’ny vavolombelona no nitsangana tamin’ny maty izy ireo. I Jesosy Kristy no olona fahasivy natsangana tamin’ny maty.—Jaona 20:1-18.