Fanamarihana Ambany Pejy
a Niresaka ny fanaon’ny Jiosy tamin’izany i Jesosy tamin’io. Noheverin’izy ireo ho adidy mantsy ny nampiantrano vahiny. Mofo ampy tontolon’ny andro ihany no namboarin’ny fianakaviana tsirairay, ka matetika no nindrana mofo tany aman’olona ry zareo rehefa lany izany. Nahantra koa ny fianakaviana sasany ka nanao ladina an-tany tao amin’ny efitra iray ihany rehefa natory.