Fanamarihana Ambany Pejy
a Mazava ho azy fa tsy mampiasa ny Baiboly isika mba hanerena ny olona hiova na mba hanamelohana azy ireo. Tokony hanam-paharetana sy ho tsara fanahy amin’ny olona ampianarintsika kosa isika, toy ny ataon’i Jehovah amintsika.—Sal. 103:8.