Fanamarihana Ambany Pejy
b Ahoana anefa raha tadidinao ny teny sasany ao amin’ilay andininy, fa tsy tsaroanao ny toko sy andininy misy azy? Mety hanampy anao ny fijerena ny Fanondroana Teny any amin’ny faran’ny Baiboly, na ny Watchtower Library amin’ny CD-ROM.