Fanamarihana Ambany Pejy
a Mety hidika hoe vehivavy manambady na virjiny ilay teny hebreo nadika hoe “tovovavy”, ao amin’ny Isaia 7:14. Azo ampiasaina mba hilazana ny vadin’i Isaia àry io teny io, no sady azo ampiasaina mba hilazana an’i Maria virjiny.