Fanamarihana Ambany Pejy
b Nanomboka tamin’ny filentehan’ny masoandro ny 15 Nisana. Sabata mahazatra (asabotsy) izy io tamin’io taona io, ary nifanitsy tamin’ny andro voalohany amin’ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay, izay Sabata foana. Nifanindry ireo Sabata roa ireo ka lasa Sabata “lehibe” ilay andro.—Vakio ny Jaona 19:31, 42.