Fanamarihana Ambany Pejy
a Tian’i Jehovah haseho tamin’ilay hain-tany naharitra telo taona sy tapany fa tsy nanan-kery i Bala. Izy mantsy no nivavahan’ny olona, mba hampirotsaka ny orana sy hahalonaka ny tany. (1 Mpanjaka toko 18) Jereo ny “Tahafo ny Finoan’izy Ireo”, tao amin’ny Tilikambo Fiambenana 1 Janoary sy 1 Aprily 2008.