FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Nilaza ny mpikaroka sasany fa angamba ny zokin’i Josefa nihevitra hoe matoa i Jakoba nanome an’ilay akanjo an’i Josefa, dia tian’ny dadany homena azy ny zon’ny lahimatoa. Fantatr’izy ireo mantsy fa i Josefa no lahimatoan’i Rahely, ilay tena tian’i Jakoba sy noeritreretiny halaina ho vady voalohany. I Robena, zanak’i Jakoba lahimatoa, koa efa nanao firaisana tamin’ny vadikelin-drainy. Nahatonga azy hamoy ny zon’ny lahimatoa izany sady nanala baraka an’ilay rainy.—Genesisy 35:22; 49:3, 4.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara