Fanamarihana Ambany Pejy
a Resahin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Jolay 2013, pejy 21-22, fehintsoratra 8-10 hoe iza ilay mpanompo mendri-pitokisana sy malina. Noresahin’ny lahatsoratra teo aloha indray hoe iza ireo virjiny. Manazava ny fanoharana momba ny ondry sy osy kosa Ny Tilikambo Fiambenana 15 Oktobra 1995, pejy 23-28 sy ny lahatsoratra manaraka.