Fanamarihana Ambany Pejy
c Indroa ny Baiboly no miresaka momba an’io ady io. Mitantara momba an’izany ny Mpitsara toko 4, sy ilay hiran’i Debora sy Baraka ao amin’ny toko 5. Mifameno ireo fitantarana roa ireo, ka milaza tsipiriany tsy voalaza ao amin’ny iray ny iray.