Fanamarihana Ambany Pejy
b Nanaiky hoforana mihitsy aza i Timoty noho ny fangatahan’ny apostoly Paoly, na dia tsy notakiana tamin’ny Kristianina aza izany. Tsy tian’i Paoly ho tezitra mantsy ireo Jiosy raha mahita azy miaraka amin’i Timoty, satria hafa firenena ny rainy.—Asan’ny Apostoly 16:3.