Fanamarihana Ambany Pejy
b Voalaza fa natomboka nadika tany Ejipta izy io tamin’ny taonjato fahatelo T.K., ary angamba vita tamin’ny taona 150 T.K. Mbola tena ilaina io fandikan-teny io, satria manampy ny manam-pahaizana hahalala ny tena dikan’ny teny na andinin-teny hebreo sasany.