Fanamarihana Ambany Pejy
a Efa hariva ny andro tamin’izay. Tsy milaza anefa ilay fitantarana hoe tafajanona ela be teo i Rebeka. Tsy voalaza ao koa hoe efa natory ny havany vao vitany ilay asa, na koa hoe nisy olona nankany mba hijery hoe nahoana no ela be izy vao tafaverina.