FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Anisan’izany i Tacite, teraka tamin’ny taona 55 tany ho any. Hoy izy: ‘Novonoin’i Pontio Pilato, anisan’ny manam-pahefana teo amintsika, i Kristy, ilay niavian’ny anarana hoe Kristianina, nandritra ny fitondran’i Tiberio.’ Niresaka momba an’i Jesosy koa i Suétone (taonjato voalohany), sy Josèphe, mpahay tantara jiosy (taonjato voalohany), ary Pline Zandriny, governoran’i Bitynia (teo am-piandohan’ny taonjato faharoa).

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara